Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Vie pro

Mandamina asa amin’ny fanaovana “to-do list”

Ny tokony hatao mba tena hahita vokatra

12-févr-2024

Ny “to-do list” dia lisitry ny zavatra na asa ho atao mandritra ny tontolo andro. Manampy mampihena ny rarintsaina ateraky ny fikoropahana sy ny rotoroto ny fanaovana azy, ary manatsara kokoa ny vokatra, indrindra fa amin’ny sehatry ny asa. Tsara ho fantatra fa na dia lisitra aza ilay atao, tsy natao hitanisana fotsiny ny “to-do list” fa misy teknika fanaovana azy. Izany indrindra no atoronay anao anio. Safidiana tsara ny fitaovana ampiasaina Tokony hanaraka anao na aiza na aiza misy anao ny “to-do list”, mba hahafahanao tena mahita izay asa tokony ho ataonao, ny efa vitanao sy ny mbola tsy vitanao. Araka izany, fitaovana eny aminao foana no tokony ho ampiasainao handrafetana azy. Mety ho “application” anaty finday izany, na koa “bloc-notes”. Izay mora ampiasaina sy mampahazo aina hatrany no tsara safidiana, mba tsy vao mainka hiteraka fahasahiranana. Atao mazava tsara izay soratana Rehefa manangana ilay ‘”to-do list” dia tsy.......
Lire la suite sur le journal Jejoo
Dans la même rubrique

Card image cap

Teboka 3 mamaritra fa mahasambatra anao io asanao io

26-févr-2024

Tena zava-dehibe ny fananana asa amin’izao efa

Card image cap

Vehivavy mpitantana : ny atao mba ho to teny sy hajain’olona

19-févr-2024

Tsy moramora izany mitarika sy mitantana olona izany,

Card image cap

MISS MONDE 2023 Hiady amin’ny herisetra sy fanolanana

16-févr-2024

mahazo ny ankizy i Antsaly Rajoelina

Card image cap

COACH EN DEVELOPPEMENT

05-févr-2024

PERSONNEL: Mila fiofanana fa tsy ataotao foana

Card image cap

Sahiran-dava sady tsy manam-

29-janv-2024

potoana, miasa foana : Ireo fandaminana tokony hatao

Card image cap

Sady miasa no mianatra

22-janv-2024

Tafavoaka tsara, raha mahay mandamina azy

Voir plus