Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Sosialy

Sosialy

Sample post image

Hazan-dranomasina misy poizina

21-nov-2023

Zaza amam-behivavy maro, narary mafy vokatry ny fihinanana azy

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sample post image

Olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo

20-oct-2023

Bonbonnes” miisa 20 no ho apetraka hamahana azy

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sample post image

ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO Nahazo fanohanana ara-bola avy amin’ny BAD sy FIDA isika

27-janv-2023

Fanohanana mitentina 334 tapitrisa dôlara avy amin'ny BAD ary 200 tapitrisa dôlara avy amin'ny FIDA indray no azon’i Madagasikara ho fanatanterahana ny "Pacte National sur l'alimentation et l'agriculture" eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sample post image

Vidin-tsiramamy 3 800Ar no tokony ho vidin’ny iray kilao

23-janv-2023

Betsaka lavitra noho siramamy vokarina eto an-toerana no hafaran’i Madagasikara any ivelany.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sample post image

« Kaly Mifanampy » Fizarana sakafo sy fanadiovana tanàna iarahana amin’ny tsy miankina

16-août-2022

Mitohy ny hetsika fanampiana ara-tsosialy « Kaly Mifanampy » izay atao eny anivon’ny Boriboritany enina eto Antananarivo ka olona sahirana miisa 200 isaky ny Boriboritany no nozaraina akoho,

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sample post image

FIAHIANA ARA-TSAKAFO NY ATSIMO Tantsaha 1.700 no hisitraka tohana

11-août-2022

Tantsaha mpamokatra miisa 1.700 avy any amin’ny faritra Androy sy Anosy no hisitraka tohana mandritra ny herintaona.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sample post image

Fanampiana ireo sahirana Vola 14.479 euros no voaangon'i Faneva Ima

11-août-2022

Nahatratra 14.479 euros ny vola voaangona tamin'ny fivarotana fanamiana nataon'ny kapiteny Andriatsima Faneva

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sample post image

Tetikasa HINA, any amin’ny faritra Atsimo Tokantrano miisa 420 no nisitraka fanampiana ara-tsakafo

28-juil-2022

Mandrindra ireo asa enti-miatrika ny tsy fahampiana ara-tsakafo, sy ny tsy fanjarian-tsakafo ny BNGRC.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sample post image

Fivoriana ho an’ny fanjarian-tsakafo Ho hamafisina ny serasera

28-juil-2022

Teo ambany fitarihan’ny mpisehatra amin’ny lafiny serasera eo anivon’ny ONN, sy ny fanampian’ny UNICEF, dia nivory ireo mpisehatra amin’ny serasera, amin’ny sehatry ny fanjarian-tsakafo

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sample post image

Fikambanana mpivarotra eto an-drenivohitra Ampiharina ny « digitalisation » ary afaka hisitraka sôsialy ireo mpivarotra

11-juil-2022

Nihaona tamin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, atoa Naina Andriantsitohaina, ny faran’ny herinandro lasa teo,

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sample post image

Kaominina Ivato Hizara kaopia faobe ho an’ireo tsy nanana izany

30-juin-2022

Eo amin’ny 200 isa ho eo eo ireo ankizy sy tanora ho omena kaopian’ny soram-piankohonana, mbola tsy manana izany,

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Sample post image

Analanjirofo Lehilahy iray nanolana sy nahafaty zazavavy tsy ampy taona

28-juin-2022

Lehilahy iray avy ao amin’ny kaominina Morafeno, Analanjirofo no voasambotra noho ny resaka fanolana zazavavy tsy ampy taona ny harivan’ny 26 Jona teo.

Hamaky ny tohiny...