Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Sakafo

Sakafo

Sample post image

Tambavy sy zava-pisotro manala hetaheta sady mahasalama…

20-oct-2023

Karazana rano, voasokajy ao anatin’ireo zava-pisotro manala hetaheta,

Hamaky ny tohiny...

Sakafo

Sample post image

VOATAVO SY VOANJO

18-août-2023

Andramo ity nahandro iray ity fa na dia maro aza ireo tsy tia voatavo dia mety hankafy azy ity.

Hamaky ny tohiny...

Sakafo

Sample post image

Ravimbomanga sy patsa asiana hen’omby

04-août-2023

Miala kely amin’ny laoka mahazatra indray isika anio. Mba hialana amin’ilay laoka ritra dia misy rony indray no

Hamaky ny tohiny...

Sakafo

Sample post image

Tsy mividy dibera intsony fa manamboatra ao an-trano

04-mai-2023

Tsapa miakatra daholo ny vidin’entana amin’izao fotoana izao. Mba hampihenana ny fahasahiranana indrindra dia ny manamboatra dibera ao an-trano indray no atoronay anao androany.

Hamaky ny tohiny...

Sakafo

Sample post image

Oignon rings” Kiendiendy miala amin’ny mahazatra!

20-avril-2023

Mba miova kely amin’ny “nem” sy “sambos” indray dia ny “oignon rings” no entinay ho anao ho an’ny androany.

Hamaky ny tohiny...

Sakafo

Sample post image

Toton-kena amin’ny tsaramaso mena (chili)

14-avril-2023

Akora ilaina • Toton-kena 1 kg • Tsaramaso 2 na 3 kpk • Katsaka am-by fotsy 1 boaty

Hamaky ny tohiny...

Sakafo

Sample post image

Manamboatra mofomamy tsy mila lafaoro

16-mars-2023

Matetika no sakana tsy hahafahantsika mikarakara sakafo sasantsasany, ny filàna lafaoro amin’ny fanamboarana azy. Mofomamy sôkôla, tsy mila lafaoro no arosonay anao ho an’ny anio.

Hamaky ny tohiny...

Sakafo

Sample post image

“Tacos ” vita ao an-trano, azo amidy ihany koa anefa!

10-mars-2023

Amin’izao faran’ny herinandro izao, asainay ianao tsy hivoaka any ivelany hihinana “tacos” fa hikarakara ny anao ao an-trano ihany.

Hamaky ny tohiny...

Sakafo

Sample post image

KARAZANA SAOSY VINEGRETY 6 AZO ATAO Tsotra kely, matsiro, mahasalama

01-févr-2023

Karazana saosy vinegrety 6 : sady tsotra no mora atao.

Hamaky ny tohiny...

Sakafo

Sample post image

Nahandro gasy mampodipody aina : Anamalaho sy hen’omby

04-janv-2023

Sakafo maivana sy mora levonin’ny vavony amin’izao vita fety izao no arosonay anao anio. Hen’omby sy anamalaho nahandroina amin’ny fomba tsotsotra nefa tena tsara sy mampodipody aina no hilaofantsika anio.

Hamaky ny tohiny...

Sakafo

Sample post image

Gilasy amin’ny letisia

08-déc-2022

Akora ilaina Letisia 20 isa efa novoasana sy noesorina ny voany Yaourt 1 boaty

Hamaky ny tohiny...

Sakafo

Sample post image

Andro eran-tany ho an’ny sakafo Olona marefo miisa 200 nofahanana maimaim-poana

17-oct-2022

Notanterahina tetsy amin’ny amin’ny Parvis Analakely, ny zoma 15 ôktôbra, sy ny sabotsy 16 oktobra 2022 lasa teo, ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny sakafo.

Hamaky ny tohiny...