Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

People

People

Sample post image

Faritra Sava Tsy azo jonoina, amidy sy hanina ny “sardines” nanomboka ny 8 ôktôbra

11-oct-2023

Noho ny toe-tany sy toetry ny andro misy eto amintsika, izay miditra amin’ny fotoana mafana, dia misy ireo karazana

Hamaky ny tohiny...

People

Sample post image

BAGGIO- Tarika “boys band G5” Hitondra avo ny gadona “afro-beats” eto Madagasikara

29-juin-2023

Isan'ireo lehilahy mpifaninana nandrafitra ireo 5 mpandresy tamin’ny fifaninana G5, nandeha tamin’ny fahitalavitra VIVA ny taona 2017, i TOKY Ny Aina na i Baggio Coco.

Hamaky ny tohiny...

People

Sample post image

Tarika Jaojoby: Nisy nitifitra ny fiara nitondra azy ireo

27-juin-2023

Omaly 26 Jona, tokony ho tamin’ny 02 ora sasany maraina, no nisy nitifitra ny fiara nitondra ny tarika Jaojoby Eusèbe.

Hamaky ny tohiny...

People

Sample post image

Niamey Africa cup” Nahazo medaly volamena miisa roa indray I Laura Rasoanaivo

27-juin-2023

Namiratra indray ilay “Judokate” Laura RASOANAIVO RAZAFY, nandritra ny lalao fifaninana “Niamey Africa cup” 2023, izay natao tao “Niamey”,

Hamaky ny tohiny...

People

Sample post image

Black Nadia: “Mbola kely dia niaina tsy anilan’ny ray aman-dreny”

05-juin-2023

Nandritra ny fankalazan’ny fetin’ny reny omaly 04 Jona no nanehoan’ny mpakanto Black Nadia tao amin’ny pejy “Facebook”-ny fa:

Hamaky ny tohiny...

People

Sample post image

Henry RATSIMBAZAFY: Nankalaza ny faha-90 taonany

30-mars-2023

Nankalaza ny faha-90 taona nahaterahany omaly, ilay mpamoron-kira no mpihira sady andrarezin’ny mozika Malagasy Henry RATSIMBAZAFY.

Hamaky ny tohiny...

People

Sample post image

Ndondolah & Tahiry: Mankalaza ny faha-25 taona nisian’ny tarika

13-mars-2023

Mankalaza ny faha-25 taona niorenany ny tarika Ndondolah & Tahiry amin’ity taona 2023 ity. Noho izany dia misy ny seho izay hataon’ny izy ireo,

Hamaky ny tohiny...

People

Sample post image

Big Mj: Hampiara-peo amin’ny zanany lahy, Sylverio

13-mars-2023

Araka ny nambaran’i Big Mj tao amin’ny pejy “Facebook”ny dia ho avy tsy ho ela ny fampiaraham-peo eo aminy sy i Sylverio,

Hamaky ny tohiny...

People

Sample post image

MPANAKANTO VANEY’S Nahazo diplaôma ambony momba ny serasera

13-mars-2023

Zahay tsy DRABA azafady » hoy ny mpanakanto Vaney’s raha nifampizara ny vaovao mahakasika ny nahazoany ny diplaoma ambony « master »

Hamaky ny tohiny...

People

Sample post image

Manie FLORENCE : Namoy ny ainy noho ny mosavy ?

06-mars-2023

Nindaosin’ny fahafatesana tampoka ny alin’ny asabotsy lasa teo i Manie FLORENCE, izay vehivavy anisan’ny nandray anjara tamin’ny raki-kiran’ny mpanakanto “Andry Garex”,

Hamaky ny tohiny...

People

Sample post image

Selena GOMEZ Vehivavy be mpanaraka indrindra ao amin’ny “Instagram”

06-mars-2023

Tao anatin’ny herinandro monja dia niampy 10 tapitrisa ny olona mpanaraka ilay mpihira, mpilalao horonantsary, tera-tany amerikanina Selena GOMEZ, ao amin’ny tambajotra “Instagram”.

Hamaky ny tohiny...

People

Sample post image

PEOPLE D-Lain : Namokatra « champagne » mitondra ny anarany

04-janv-2023

Nandritra ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona teo no namoahana am-pomba ôfisialy an’ilay zava-pisotro « Champagne » izay novokarin’ilay mpanakanto D-Lain.

Hamaky ny tohiny...