Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Minceur

Ny tena fanaovana regime amin’ny paoma

Voankazo azo hohanin’ireo manao regime tsara ny paoma.

12-févr-2024

Anaty fahavokarany tsara isika amin’izao fotoana ka andeha ireo fomba fihinanana azy mba hampihena no ampahafantarina amintsika. Regime hentitra : Ao anatin’ity voalohany ity dia 1200 kaloria ihany no azo hohanina ao anatin’ny iray andro. Paoma 1, atody endasina ary dite tsy mamy 1 kaopy no sakafo maraina. Paoma 1 sy nofon’akoho ary legioma 1 lovia jobo ny atoandro ary paoma sy salady ampiarahina amin’ny trondro natono ny hariva. Regime antonontonony : 1500 kaloria ny kaloria hohanina isan’andro. Mitovy ny teo ihany ny sakafo maraina sy ny hariva. Ampitomboana.......
Lire la suite sur le journal Jejoo
Dans la même rubrique

Card image cap

“Thé glacé” vita amin’ny

26-févr-2024

voasarimakirana Tena nampihena vetivety, hoy i Laingo

Card image cap

Fahazarana atao isan-kariva, mitazona

19-févr-2024

ny vatanao tsy hivoraka mihitsy

Card image cap

Saosety, ravimbomanga, voanjobory … Sakafo tena mety amin’ireo mitaiza vatana

05-févr-2024

Tsy tambo isaina ireo sakafo mety tsara ho an’ireo mikotrana sy ireo manao « regime »...

Card image cap

MITAIZA VATANA Misy fomba fiaina mila hajaina

22-janv-2024

Anisan’ny fanalahidin’ny fahombiazan’ny fampihenan-tena

Card image cap

Te hihena be amin’izay amin’ity taona ity :

08-janv-2024

Hanampy anao ireto torohevitra ireto…

Card image cap

Tsy te hatavy aorian’ny fety

18-déc-2023

Araho dieny izao ireto…

Voir plus