Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Forme

Forme

Sample post image

Fihetsika 4 atao isan’andro, hitaizana bika

16-janv-2024

Ao anatin'izy ireto fampihetseham-batana ampahafantarin'ny Arts Sport Fitness

Hamaky ny tohiny...

Forme

Sample post image

Fihetsika 3 manintsana ireo MENAKA, SIRA sy SIRAMAMY

26-déc-2023

Tavela anaty vatana nandritra ny fety

Hamaky ny tohiny...

Forme

Sample post image

Mitaizataiza vatana, fa ho avy ny fety

19-déc-2023

Maro amintsika no tsy dia hanana fotoana firy hikotranana mandritra ny fety.

Hamaky ny tohiny...

Forme

Sample post image

Fampihetseham-batana efatra Ho an’ireo mikotrana ao an-trano

28-nov-2023

Maro amintsika tsy afaka mamonjy toeram-pikotranana

Hamaky ny tohiny...

Forme

Sample post image

Gainage" telo manatsara bika

05-sept-2023

Fihetsika iray isan’ny manampy amin'ny fandrafetana ny vatana,

Hamaky ny tohiny...

Forme

Sample post image

40 MINITRA isan’andro dia AMPY Hahasalama sy hahatanora lalandava

22-août-2023

Ilaina foana ny mitaiza vatana, na anaty minitra vitsy monja aza. Eto dia fampihetseham-batana tsotra kanefa mahomby, afaka handrafetana tsara ny vatana manontolo,

Hamaky ny tohiny...

Forme

Sample post image

Sechage” : Teknika iray afaka handrafetana tsara vatana

24-juil-2023

Teknika iray ampiasaina eo amin’ny tontolon’ny fikolokoloana vatana ny “sechage”.

Hamaky ny tohiny...

Forme

Sample post image

KOTRANA AMBONY SEZA Manatsara ny firafitry ny kibo

21-juil-2023

Fomba sy fitaovana maro no afaka hikolokoloana vatana. Eto dia seza no fitaovana nampiasain’ny coach Josy entina handrafetana tsara iny faritry ny kibo iny. Azo atao ao an-trano tsara izy ity.

Hamaky ny tohiny...

Forme

Sample post image

Kotrana 30 minitra isan’andro Mampihena, mampatanjaka, mahasalama

19-mai-2023

Fantaro fa ahitana vokatsoa maro ny fanaovana fampihetseham-batana ao anatin’ny 30 minitra monja isan’andro.

Hamaky ny tohiny...

Forme

Sample post image

Fampihetseham-batana 3 manafisaka ny kibo

28-avril-2023

Faritra iray tena tian’ny maro fisahana ny eo amin’ny kibo. Maro ny teknika afaka hanatrarana izany ka isan’izany ireto fampihetseham-batana telo entin’ny coach Josy amintsika anio ireto.

Hamaky ny tohiny...

Forme

Sample post image

Tsy mahavita mikotrana mafy be : Fampihetseham-batana 4 tsara atao ao an-trano

07-févr-2023

Misy amintsika no manana toe-batana somary ngeza ka tsy mahavita manao fanatanjahantena mafy be. Natao ho anao indrindra ireto fampihetseham-batana efatra entin’ny Art Sport Fitness Andrefan’Ambojanahary amintsika anio ireto,

Hamaky ny tohiny...

Forme

Sample post image

Tavi-kibo : Esorina amin’ireto fampihetseham-batana ireto

27-janv-2023

Karazana fampihetseham-batana manala ireo tavy eo amin’ny faritry ny kibo indra, no entin’ny coach Josy amintsika anio. Eto dia seza lava no fitaovana ampiasaina amin’izany.

Hamaky ny tohiny...