Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Coronavirus

Coronavirus

Sample post image

Valanaretina covid-19 15 ny tranga vaovao, tsy nisy aina nafoy

22-mai-2023

15 indray ireo olona voamarina fa tratry ny valanaretina covid-19, tao anatin’ny herinandro, izany hoe nanomboka ny 13 mey hatramin’ny 19 mey.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus

Sample post image

Mbola misy ny Covid-19 : 17 ny tranga vaovao tanatin’ny herinandro

08-mai-2023

Olona 17 no fantatra fa tratry ny valan’aretina Covid-19, tao anatin’ny herinandro, raha ny salanisa ôfisialy navoakan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus

Sample post image

Covid-19 25 isa indray ny tranga vaovao

17-avril-2023

Olona 25 isa indray no fantatra fa tratry ny valanaretina covid-19, tao anatin’ny herinandro, araka ny salanisa ôfisialy

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus

Sample post image

Covid-19 47 isa ny tranga vaovao, any Vakinakaratra no betsaka voa

12-avril-2023

Nitotaly 47 isa indray ireo olona voamarina fa nitondra ny tsimokaretina covid-19, tao anatin’ny herinandro. Raha teto Analamanga, mazana,

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus

Sample post image

Covid-19 78 isa ireo olona mitondra ny valanaretina amin’izao fotoana

27-mars-2023

Miakatra tsikelikely hatrany ny salanisan’ireo olona voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 eto Madagasikara, araka ny salanisa ôfisialy.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus

Sample post image

Covid-19 Niakatra 52 isa tanatin’ny herinandro

13-mars-2023

Niakatra indray ny salanisan’ireo olona voamarina fa nitondra ny tsimokaretina covid-19, tamin’iny herinandro lasa iny.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus

Sample post image

Covid-19 Niakatra indray ireo tranga vaovao

06-mars-2023

Niakatra tsikelikely indray ny salanisan’ireo olona voamarina fa nitondra ny tsimokaretina covid-19, tato anatin’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus

Sample post image

Covid-19 13 no voa tao anatin’ny herinandro, iray nodimandry

27-févr-2023

Olona miisa 13 isa indray no tranga vaovao amin’ny salanisan’ireo tratran’ny covid-19, tao anatin’ny herinandro, nanomboka ny 18 hatramin’ny 24 febroary.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus

Sample post image

Covid-19 Olona 15 isa no tranga vaovao tamin’ity herinandro ity

06-févr-2023

Olona miisa 15 indray no fantatra fa mitondra ny tsimokaretina covid-19, tamin’iny herinandro lasa iny, araka ny nambaran’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus

Sample post image

Covid-19 Eto Analamanga no ahitana marary betsaka

23-janv-2023

Mitotaly 29 isa ireo tranga vaovao amin’ny valanaretina covid-19, nandritra an’iny herinandro iny, raha ny salanisa

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus

Sample post image

Covid-19 28 isa ireo tranga vaovao

16-janv-2023

Manodidina ny 28 isa indray ireo olona voamarina fa nitondra ny tsimokaretina covid-19, tamin’iny herinandro iny.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus

Sample post image

Covid-19 26 no mitsabo tena sy marary

09-janv-2023

Olona 10 isa no voamarina fa voan’ny valanaretina covid-19, raha ny salanisa ôfisialy nivoaka omaly. Salanisa azo nanomboka ny 31 desambra hatramin’ny 6 janoary.

Hamaky ny tohiny...