Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Coin homme

Coin formation Kabary

Azo hivelomana tsara raha tena mahafehy azy

12-févr-2024

Miroborobo tokoa ankehitriny ny tontolon'ny kabary ary miandahy miambavy mihitsy ireo manao izany. Tsy vitsy ihany koa ireo tena mivelona aminy manokana mihitsy ary tsy manana anton'asa hafa ankoatr'izay. Azon’ny vehivavy atao tsara izy ity. Fahaizana rafitra Mila mahay ireo rafitry ny kabary aloha vao lasa mpikabary. Ireo dia azo ianarana any amin'ireny toeram-piofanana maro isan-karazany ireny. Ny filaharan'ireo ambaratongam-pitenenana. Samihafa avokoa mantsy ny kabary isaky ny zava-miseho toy ny fangataham-bady, ny famangiana manjo, ny fanokafana lanonana. Amin'ny ankapobeny dia milahatra toy izao izy; fanaovana azafady izay fangatahan-dalana hiteny manoloana ireo sokajin'olona manoloana, ny fialan-tsiny, ny hasina sy arahaba ary firariantsoa avy eo ny ranjankabary. Kanto tokoa raha ny fampiadiana teny ao anatin'ny kabary. Mitondra fanabeazana sy anatra tokoa izy ireny ary fomba iray hitaizana olona ho olom-banona ary. Fanitaram-pahalalana Ny famakiana boky sy ny fihainoana olona mikabary d.......
Lire la suite sur le journal Jejoo
Dans la même rubrique

Card image cap

Fiompiana tantely : asa mahavelona

19-févr-2024

Sehatra tena azo ivelomana tsara ny fiompiana tantely noho izy tsy mety simba

Card image cap

FANDRAHARAHANA MAHOMBY Apetraho ny mampiavaka anao

09-févr-2024

Saika efa misy manao avokoa rehefa karazana fandraharahana azo

Card image cap

Manenona bà : fidiram-bola na vadin’asa ho an’ny vehivavy

05-févr-2024

Isan’ny mahaliana ny tanora tovovavy amin’izao ny fanaovana tenona

Card image cap

Hiasa tena : Inona ny sehatra mandeha amin’izao ?

02-févr-2024

Mbola tsy tara raha izao vao hamaritra sy hisafidy tsara ny fandraharahana tiana

Card image cap

TAONA VAOVAO

26-janv-2024

Ireo teny ho enti-miatrika azy avy amin’ny coach Raphaël

Card image cap

Ireo fahazarana atao isa-maraina, mandritra ity taona vaovao ity

09-janv-2024

Efa manitsaka ny taona vaovao isika izao. Eto no mila manao ilay fanamby isika

Voir plus