Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Bienfaits

Sokolà mainty: mampilamin-tsaina sy mahasambatra

Mahatsiaro sambatra ny olona mihinana sokolà satria

12-févr-2024

mampiroborobo ny fiforonan'ny “hormone du bonheur” izy. Eto izy dia ampiarahantsika amin’ny akora hafa hanamboarana tsindrin-tsakafo. 1) “Salami chocolat”: Akora ilaina : • Bisikitra maina 300g • Siramamy 100g • Dibera 150g • Atody 2 • Sokolà mainty 200 g • Ronono 2 sf Fomba fikarakarana azy. • Maka lovia jobo lehibe dia potipotehina ao ny bisikitra maina. • Maka vilany dia asiana rano kely dia apetraka ao ny lovia jobo. • Atsonika atao “bain-marie” ao anatiny ny sokolà. Atao malefaka ny afo. • Rehefa mitsonika dia avela hangatsiaka. • Maka lovia hafa indray dia atao ao ny dibera efa malemy, dia afangaro amin'ny “spatule” mba halemy tsara , • Arotsaka ny siramamy dia ahodina foana. Arotsaka avy eo ny atody ary farany ilay sokolà efa nangatsiaka sy ny ronono, dia afangaro tsara hatrany. • Arotsaka ao anatin'ilay bisikitra efa potipotika amin'izay dia afangaro tsara . • Rehefa vita izay dia vita ny feta mitambatra tsara ka na atao “salami” iray lehibe na zaraina roa kelikely • Maka “papier alu” dia velarina eo ambony latabatra, avy eo velarina koa ny “papier cuisson” mety koa na “film alimentaire”, dia araraka atao lavalava eo ny feta mitambatra tsara. • Hidina tsara toy ny manidy vatomamy dia ampidirina anaty vata fampangatsiahana manditra ny 3 ora , • Tetehina araka izay habeany tiana rehefa hihinana azy. Azo tehirizina ao anaty vata fampangatsiahana mandritra ny 3 andro eo izy ity fa atao anaty boaty mihidy tsara. Azo asiana voanjo na “noisette” na izay tiana mba hampikarepoka azy 2) “Crêpe” sokolà sy frezy lavanila ary kanelina Akora ilaina: • Lafarina 2 (boatina “yaourt”) • Atody 2 • Ronono • Hanitra lavanila, • Vovoka kanelina ½ sk • “Parfum colorant” frezy • Siramamy 3 sf • Vovoka sokolà izay ampy Fomba fikarakarana azy: • Afangaro anaty lovia jobo ny siramamy sy ny atody ary ny ronono izay mamparihatra azy, atao tsy mitsiranoka ihany izany hoe tsy miraikitra be, dia haroana tsara mba tsy hisy hitambaingana. • Zaraina 2 mitovy a.......
Lire la suite sur le journal Jejoo
Dans la même rubrique

Card image cap

Marary tenda lava, misy diabeta,

19-févr-2024

manavy … : mila mihinana rotra

Card image cap

Bebe kibo sady mahazo lanja foana Mila misotro jus baranjely, mandritra ny 3 andro

05-févr-2024

Legioma tsy dia be mpitia ny baranjely kanefa mitondra vokatsoa ho an’ny vatana.

Card image cap

Flan, Nougat… aux raisins secs :

29-janv-2024

Manala rivotra ao amin’ny vavony

Card image cap

Papay : miaro amin’ny aretin’ny voa

15-janv-2024

Voankazo manome tombony ara-pahasalamana ny papay,

Card image cap

AKONDRO 1 isan’andro na JUS akondro :

08-janv-2024

Mampilamina tosi-drà mora miakatra sy aretim-po

Card image cap

Karazan-tsakafo amin’ny mananasy, azontsika atao amin’ny fety…

18-déc-2023

Raha toa ka efa matavy be ny sakafo, ka mitady hevitra

Voir plus