Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Beauté

Tongotra tsembo-dava Karakarao amin’ireto akora natoraly ireto

Tsy mampahazo aina sady somary mahamenatra izany tongotra tsembo-dava izany.

12-févr-2024

Ankoatra izany anefa, mety hiteraka fofona ratsy ihany koa izany raha tsy mitandrina amin’ny resaka fahadiovana. Ireto indrindra misy akora natoraly vitsivitsy afaka hikarakarana ny tongotra, mampihena ilay hatsembohana be loatra. 1. “Vinaigre de cidre” Ny ilaina • “Vinaigre de cidre” 1 kaopy • Rano 2 kaopy • Sira vaingany na karibônetra 60 g Ny fampiasana azy • Afangaro ireo akora rehetra, dia handomana ny tongotra mandritra ny 30 minitra eo ho eo. • Hamainina ny tongotra avy.......
Lire la suite sur le journal Jejoo
Dans la même rubrique

Card image cap

Fahazarana 4 isa-kariva mikolo ny hoditra

26-févr-2024

Efa tsy zoviana amintsika intsony fa misoritra amin’ny hodi-tavantsika

Card image cap

Azo antoka tsy hanimba tarehy ve ny

21-févr-2024

sheet mask”? Mamaly ny matihanina

Card image cap

Tarehy miofakofaka : fadio ny savony !

19-févr-2024

Antony maro no mety hahatonga ny tarehy hiofakofaka.

Card image cap

Hodi-tava reraka :

16-févr-2024

Mila atao “détox”, hoy ny matihanina

Card image cap

Persily : manala tasy amin’ny tarehy

13-févr-2024

Antony maro no mety hahatonga ny tarehy hanana olana eo amin’ny fahadiovana

Card image cap

Tarehy misy kentrona

09-févr-2024

Hanampy anao ireto sakafo ireto

Voir plus