Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Astuces

Astuces

Sample post image

Fototra 4 tsy azo atao ambanin-javatra

24-nov-2023

Hampandroso ny orinasakelinao …

Hamaky ny tohiny...

Astuces

Sample post image

Manosika antsika hiezaka ny “stress positif”

01-août-2023

Lafiny ratsy foana amin’ny ankapobeny no andraisantsika ny rarintsaina na ny “stress”. Araka ny fanazavan’ny matihanina anefa,

Hamaky ny tohiny...

Astuces

Sample post image

Teknika fitahiry ovy frity manta, mba tsy ho samba

21-juin-2023

Tsy voatery isaky ny hanendy ovy frity isika ao an-tokantrano ao vao hikoropaka hamaofy ovy foana. Afaka atao tsara ny mitahiry azy ireny anaty "bocal",

Hamaky ny tohiny...

Astuces

Sample post image

Mba hikarepoka tsara ny frity

27-avril-2023

Rehefa ilay manendy ovy iny isika dia toa tsy mety mikarepoka ilay izy indraindray. Izany anefa dia miankina amin’ny karazana ovy novidiantsika eny an-tsena.

Hamaky ny tohiny...

Astuces

Sample post image

TOETRY NY ANDRO Tsy atahorana intsony ny hisian’ny rivo-doza

26-avril-2023

Efatra andro mialoha ny fiafaran’ny vanim-potoanan’ ny fahavaratra ny eto amintsika izao, araka ny voalazan’ny foibe famantarana ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny...

Astuces

Sample post image

Déodorant” vita amin’ny akora ao an-trano !

13-avril-2023

Tena zava-dehibe sady tsy tokony hatao ambanin-javatra ny fahadiovan’ny helika. Ny helika mantsy no isan’ny faritry ny vatana mora tsemboka,

Hamaky ny tohiny...

Astuces

Sample post image

Fanadiovana kiraro “daim”

14-mars-2023

Tena manahirana ny manadio kiraro vita amin’ny “daim” satria sady mora maloto nefa mora simba sy tsy miverina tahaka ny teo aloha intsony raha sasana.

Hamaky ny tohiny...

Astuces

Sample post image

Teknika fanadiovana « carreaux » efa maloto be

28-févr-2023

Rehefa tena maloto iny ny "carreaux" ao an-tokantrano ao, na misy an’ilay tsipitsipika mainty, na koa misy tasy mamaritra eo aminy, dia hanampy anao ity fikafika arosonay ity. Andramo fa tena manala izany tanteraka.

Hamaky ny tohiny...

Astuces

Sample post image

Coca cola": Hanadiovana kojakoja ao an-trano

15-févr-2023

Ankoatra ny maha zava-pisotro azy dia maro ireo azo ampiasana ny “coca cola” ao an-trano ao. Manana hery afaka manala ny loto farak' izay miraikitra mantsy izy io.

Hamaky ny tohiny...

Astuces

Sample post image

Karaoty” Hitsaboana volo simba, hatao fanafody

06-févr-2023

Volo tapakapaka,na miongotra, na vakivaky, samy afaka tsaboina amin’ny alalan’ny «soin» natoraly vita amin’ny karaoty.

Hamaky ny tohiny...

Astuces

Sample post image

Manana volo simba na tapatapaka : Tsaboina amin’ny fomba natoraly

30-janv-2023

Manamafy, manalava, ary miaro ny volo tsy ho mora miongotra ny fampiasana kafe, ahosotra amin’ny volo. Tsy misy atahorana ihany koa izy ireny satria akora natoraly no sady mora ampiasaina.

Hamaky ny tohiny...

Astuces

Sample post image

Manala angadrano amin’ny hodi-doha

19-janv-2023

Tsy mampahazo aina no sady manelingelina sy mangidihidy ny angadrano. Antony mety mahatonga izany ao amin’ny hodi-doha ny aretin-koditra, ny rarin-tsaina,

Hamaky ny tohiny...