Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Actualités

Valimbavaka, 8 volana, misy tsy fahatomombanana maro

Mila didiana maika ilay zanako, fa mijaly”, hoy ny reniny miantso tolo-tanana

12-févr-2024

Zazavavy kely vao 8 volana monja i Valimbavaka ankehitriny. Efa niaina ny mafy sahady anefa izy hatramin’ny nahaterahany, satria maro be ny tsy fahatomombanana aminy. Fandidiana roa no mbola tokony ho atao aminy, ary ny maika amin’izany dia ny amin’ny lohany. Efa tsy maharaka intsony anefa ny eo am-pelatanana, ka mitalaho fanampiana ny reniny. Vao teraka herinandro, dia efa nodidiana Raha ny fanazavan’ny reniny, vao teraka i Valimbavaka dia tsy maintsy nodidiana. Tsy afaka niaina izy, raha ny fanazavana, ka voatery nisy fandidiana natao tamin’ny lalan-drivony. Tsy izay ihany anefa no fandidiana tokony natao taminy. Araka ny resaka nifanaovana tamin’ny reniny hatrany mantsy, dia tsy nisy lavaka fivoahan’ny maloto ihany koa i Valimbavaka hatramin’ny vao teraka, ka lasa amin’ny fivaviany no mivoaka ny malotony. Tsy maintsy mbola niandry anefa io fandidiana io, hoy ny mpitsab.......
Lire la suite sur le journal Jejoo
Dans la même rubrique

Card image cap

ANTSIRANANA

26-févr-2024

Nosamborina ireo tambajotram-behivavy mpianatra maditra

Card image cap

FIANARANTSOA

26-févr-2024

Nodimandry ilay tovovavy voafokan’ny fiara tapaka hisatra

Card image cap

FANAFARANA SY FITAZOMANA

26-févr-2024

COCAÏNE MILANJA 64,32 KG Lehilahy telo naiditra am-ponja

Card image cap

Fisolokiana asa any Maorisy miampy fanolanana

26-févr-2024

Teratany ganeana roa sy Malagasy iray nadoboka eny Tsiafahy

Card image cap

Asa an-tsambo

26-févr-2024

Hiverina hisokatra indray ny fandraisana mpiasa any Etazonia

Card image cap

Tanoran’i Morondava

26-févr-2024

Afaka hanokatra orinasa fanamboarana Bajaj atsy ho atsy

Voir plus