Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Actualités

TOAMASINA/ Bevohokan’ilay mpitondra “cyclo-pousse” ilay zazavavy vao 12 taona

Talanjona ny ray aman-drenin’ny zazavavy iray vao 12 taona any Toamasina,

12-févr-2024

raha nahafantatra fa mitoe-jaza ity farany. Raha ny fanazavana, rehefa nohadihadian’izy ireo mikasika izany ity zazavavy ity, dia nivoaka fa ilay lehilahy mpitondra “cyclo-pousse” mpanatitra sy mpaka azy mianatra no nahabevohoka azy. Araka ny loharanom-baovao moa, dia efa hatramin’ny fahatelo taonan’io zazavavy io, no nomen’ny ray aman-dreniny fitokisana hanatitra sy haka azy mianatra ilay mpitondra “cyclo-pousse”. Noho ny fitakosonana an-taonany maro anefa dia izao mitondra vohoka izao ilay.......
Lire la suite sur le journal Jejoo
Dans la même rubrique

Card image cap

ANTSIRANANA

26-févr-2024

Nosamborina ireo tambajotram-behivavy mpianatra maditra

Card image cap

FIANARANTSOA

26-févr-2024

Nodimandry ilay tovovavy voafokan’ny fiara tapaka hisatra

Card image cap

FANAFARANA SY FITAZOMANA

26-févr-2024

COCAÏNE MILANJA 64,32 KG Lehilahy telo naiditra am-ponja

Card image cap

Fisolokiana asa any Maorisy miampy fanolanana

26-févr-2024

Teratany ganeana roa sy Malagasy iray nadoboka eny Tsiafahy

Card image cap

Asa an-tsambo

26-févr-2024

Hiverina hisokatra indray ny fandraisana mpiasa any Etazonia

Card image cap

Tanoran’i Morondava

26-févr-2024

Afaka hanokatra orinasa fanamboarana Bajaj atsy ho atsy

Voir plus