Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Actualités

Oniversiten’i Mahajanga :

Nentanina mikasika ny fandrindrana fiainam-pianakaviana ireo mpianatra

12-févr-2024

Raha ny fanazavana dia tafiditra ao anatin’ny vina 100 andro ho an’ny fandrindrana fiainam-pianakaviana napetraky ny fitondram-panjakana ny fampahanfantarana sy fanentanana ireo zatovo mikasika izany. Araka izany, dia nisy ny fanentanana natao teny anivon’ny oniversite, ary isany nisitraka izany ny tany Mahajanga. Araka ny loharanom-baovao, ho tetezina mihitsy ireo sampam-pianarana maro samihafa mandritra ny .......
Lire la suite sur le journal Jejoo
Dans la même rubrique

Card image cap

ANTSIRANANA

26-févr-2024

Nosamborina ireo tambajotram-behivavy mpianatra maditra

Card image cap

FIANARANTSOA

26-févr-2024

Nodimandry ilay tovovavy voafokan’ny fiara tapaka hisatra

Card image cap

FANAFARANA SY FITAZOMANA

26-févr-2024

COCAÏNE MILANJA 64,32 KG Lehilahy telo naiditra am-ponja

Card image cap

Fisolokiana asa any Maorisy miampy fanolanana

26-févr-2024

Teratany ganeana roa sy Malagasy iray nadoboka eny Tsiafahy

Card image cap

Asa an-tsambo

26-févr-2024

Hiverina hisokatra indray ny fandraisana mpiasa any Etazonia

Card image cap

Tanoran’i Morondava

26-févr-2024

Afaka hanokatra orinasa fanamboarana Bajaj atsy ho atsy

Voir plus