Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Actualités

Lakana rendrika tao MANANJARY

Mpandeha miisa 6 no avotra

12-févr-2024

Ny alin’ny zoma hifoha sabotsy teo no tra-doza tao amin’ny vinany Ampaho ao Mananjary, ny lakana iray mitondra anarana « Standard VI ». Nentin’ny rano nivarina any an-dranomasina ilay lakana ka mbola tsy hita ireo olona 7 miaraka amin’ny entana. Raha ny vaovao avy any an-toerana dia lakana mitondra mpandeha 13 niaraka amin’ny simenitra 35 taonina avy any Mahanoro ity tra-doza ity. Raikitra teo amin’ny vinany izy .......
Lire la suite sur le journal Jejoo
Dans la même rubrique

Card image cap

ANTSIRANANA

26-févr-2024

Nosamborina ireo tambajotram-behivavy mpianatra maditra

Card image cap

FIANARANTSOA

26-févr-2024

Nodimandry ilay tovovavy voafokan’ny fiara tapaka hisatra

Card image cap

FANAFARANA SY FITAZOMANA

26-févr-2024

COCAÏNE MILANJA 64,32 KG Lehilahy telo naiditra am-ponja

Card image cap

Fisolokiana asa any Maorisy miampy fanolanana

26-févr-2024

Teratany ganeana roa sy Malagasy iray nadoboka eny Tsiafahy

Card image cap

Asa an-tsambo

26-févr-2024

Hiverina hisokatra indray ny fandraisana mpiasa any Etazonia

Card image cap

Tanoran’i Morondava

26-févr-2024

Afaka hanokatra orinasa fanamboarana Bajaj atsy ho atsy

Voir plus