Le quotidien des femmes

Parution du Lundi, 26 Février 2024

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coaching Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Micro-trottoir Minceur Mode People Recette Sakafo Santé Shopping Sosialy

Actualités

FITRANDRAHANA DINGADINGANA TENY AMIN’NY FARI-DRANOMASIN’I SEYCHELLES

Tonga ao Antsiranana ireo mpanjono tsy nanara-dalàna

12-févr-2024

Tonga tao amin’ny seranan-tsambon’ Antsiranana ny faran’ny herinandro teo avokoa ireo mpanjono miisa 164 izay nanjono tsy ara-dalàna « concombres de mer » na dingadingana, tany amin’ny fari-dranomasin’ny nosy Seychelles. Sambo miisa 6 no tratra nampiasain’izy ireo, izay efa nopotehina raha nogiazana kosa ireo v.......
Lire la suite sur le journal Jejoo
Dans la même rubrique

Card image cap

ANTSIRANANA

26-févr-2024

Nosamborina ireo tambajotram-behivavy mpianatra maditra

Card image cap

FIANARANTSOA

26-févr-2024

Nodimandry ilay tovovavy voafokan’ny fiara tapaka hisatra

Card image cap

FANAFARANA SY FITAZOMANA

26-févr-2024

COCAÏNE MILANJA 64,32 KG Lehilahy telo naiditra am-ponja

Card image cap

Fisolokiana asa any Maorisy miampy fanolanana

26-févr-2024

Teratany ganeana roa sy Malagasy iray nadoboka eny Tsiafahy

Card image cap

Asa an-tsambo

26-févr-2024

Hiverina hisokatra indray ny fandraisana mpiasa any Etazonia

Card image cap

Tanoran’i Morondava

26-févr-2024

Afaka hanokatra orinasa fanamboarana Bajaj atsy ho atsy

Voir plus