Le quotidien des femmes

Parution du Mardi, 21 Mars 2023

Acheter desormais vos journaux sur

Tous Actualités Ado Astuces Beauté Bien être Coiffure Coronavirus Forme Forme Maman Minceur Mode People Sakafo Santé Shopping Sosialy

Actualités

Andro iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany Olona 1.224 isa vita vaksiny hiadiana amin’ny covid-19

Olona manodidina ny 1.224 isa no vita vaksiny hiadiana amin’ny covid-19, nandritra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany,

25-oct-2022

notanterahana tany Ampefy, ny 21 hatramin’ny 23 ôktôbra lasa teo. Tsiahivina fa nisy ny fanentanana sy fanaovam-baksiny nandritra an’ireo telo andro fankalazana ireo, izay notohanan’ny UNICEF, nataon’ny ministeran’ny fizahantany sy ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka. Olona 1.500 isa no tanjona saingy io 1.224 isa io no tratra, ary na.......
Lire la suite sur le journal Jejoo
Dans la même rubrique

Card image cap

Vehivavy Malagasy 15 taona dia efa miroso amin’ny firaisana ara-nofo ny ankabeazany

21-mars-2023

Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny volan’ny vehivavy, izay tanterahana amin’izao volana martsa izao, dia nisy ny fanisana, hamantarana ny olana mianjady amin’ny vehivavy, ny INSTAT tetsy Anosy.

Card image cap

Fampivoarana ny ekônômia eto Madagasikara Hanampy amin’ny fifandraisana amin’ny any ivelany ny SIAE

21-mars-2023

Ny fanomezan-danja ny maha-izy azy ny fandraharahana, fa indrindra ny hahafahan’ireto farany hifanakalo amin’ireo mpandraharaha any ivelany, no tanjon’ny « Salon Internationale des Acteurs Economiques ».

Card image cap

FANAVAOZANA IREO KIOSKA MAY TETSY AMBOHIJATOVO Ho vita ao anatin’ny telo volana ho avy

21-mars-2023

Mitohy hatrany ankehitriny ny fanarenana ireo kiôska fivarotam-boky sy tsena izay may tetsy Ambohijatovo, ny volana Aogositra 2022.

Card image cap

TAOMBAOVAO MALAGASY 2023 Tanterahana anio sy rahampitso etsy amin'ny Rovan'Ambohidrabiby

21-mars-2023

Tanterahana amin’ny fomba ôfisialy manomboka anio talata 21 sy ny alarobia 22 martsa, ny fankalazana ny taombaovao Malagasy 2023.

Card image cap

FIANARANA KABARY MAIMAM-POANA Misokatra ho an’ireo izay liana manerana ny boriborintany 6

21-mars-2023

Natomboka ny Sabotsy sy Alahady teo ny fampianarana kabary maimaim-poana manerana ny boriborintany enina eto Antananarivo.

Card image cap

BETSIBOKA Olona 24 isa no narary vokatry ny sakafo tamina “gargote” iray

21-mars-2023

Nahatratra 24 ny isan’ireo olona nanatona tobim-pahasalamana tao Betaimboay, distrikan’i Kandreho ao Betsiboka, omaly alatsinainy 20 martsa,

Voir plus